forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
616 B
Markdown
8 lines
616 B
Markdown
|
# Tsara ve izany sa ratsy? Tanàna inona no ao? Toy ny toby ve izy ireo, sa tanàna mimanda?
|
||
|
|
||
|
Mametraka ireo fanontaniana ireo i Mosesy mba hanazavana ny karazana fampahalalana izay tokony ho taterin'ireo lehilahy any aminy. Ireo dia afaka ambara amin'ny fehezanteny. DH: "Jereo raha tsara na ratsy ny tany, karazana tanàna toy ny ahoana ireo, na toby fotsiny ihany ireo tanàna ireo, na manda fiarovana manodidina azy ireo izany."
|
||
|
|
||
|
# Toy ny toby ve izy ireo, sa tanàna mimanda?
|
||
|
|
||
|
Ny tanàna mimanda dia misy manda mafy manodidina azy mba hiarovana ireo amin'ny tafika fahavalo. Tsy manana ireo manda ireo ny toby.
|