forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
889 B
Markdown
16 lines
889 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
|
|
|
|
# Iza no hanome hena hohaninay?
|
|
|
|
Mametraka io fanontaniana io ireo Israelita mba hitarainana sy hilazana ny fanirian'izy ireo zavatra hafa ankoatra ny mana mba hohanina. Afaka ambara amin'ny fehezanteny izany. DH: "Irianay mba hanana hena hohanina izahay."
|
|
|
|
# mandra-pivoakan'izany eny amin'ny lavak'oronareo
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Ny fandoavana dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe hivoaka eo amin'ny oron'izy ireo ny sakafo. DH: "mandra-mpararinareo sy handoavanareo" na 2) hihinana hena be loatra izy ireo ka ho toy ny hoe hivoaka ny oron'izy ireo izany. DH: "mandra-pahatsapanareo ho toy ny hoe hivoaka avy amin'ny oronareo izany"
|
|
|
|
# Nahoana izahay no niala tao Egypta?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io ny olona mba hilazana fanenenana sy fitarainana. DH: "Tsy tokony niala tany Egypta mihitsy izahay."
|