plt_tn/num/11/18.md

889 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Iza no hanome hena hohaninay?

Mametraka io fanontaniana io ireo Israelita mba hitarainana sy hilazana ny fanirian'izy ireo zavatra hafa ankoatra ny mana mba hohanina. Afaka ambara amin'ny fehezanteny izany. DH: "Irianay mba hanana hena hohanina izahay."

mandra-pivoakan'izany eny amin'ny lavak'oronareo

Ireo mety ho heviny dia 1) Ny fandoavana dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe hivoaka eo amin'ny oron'izy ireo ny sakafo. DH: "mandra-mpararinareo sy handoavanareo" na 2) hihinana hena be loatra izy ireo ka ho toy ny hoe hivoaka ny oron'izy ireo izany. DH: "mandra-pahatsapanareo ho toy ny hoe hivoaka avy amin'ny oronareo izany"

Nahoana izahay no niala tao Egypta?

Mampiasa io fanontaniana io ny olona mba hilazana fanenenana sy fitarainana. DH: "Tsy tokony niala tany Egypta mihitsy izahay."