forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
338 B
Markdown
8 lines
338 B
Markdown
# Iza no hanome sakafo hohaninay?
|
|
|
|
Mametraka io fanontaniana io ireo Israelita mba hitarainana sy hilazana ny fanirian'izy ireo zavatra hafa ankoatra ny mana mba hohanina. Afaka ambara amin'ny fehezanteny izany. DH: "Irianay mba hanana hena hohanina izahay."
|
|
|
|
# lasa ny homantsika
|
|
|
|
"tsy te hihinana izahay" na "tsy afaka mihinana izahay"
|