plt_tn/num/11/04.md

338 B

Iza no hanome sakafo hohaninay?

Mametraka io fanontaniana io ireo Israelita mba hitarainana sy hilazana ny fanirian'izy ireo zavatra hafa ankoatra ny mana mba hohanina. Afaka ambara amin'ny fehezanteny izany. DH: "Irianay mba hanana hena hohanina izahay."

lasa ny homantsika

"tsy te hihinana izahay" na "tsy afaka mihinana izahay"