plt_tn/num/10/25.md

479 B

Ireo tafika izay nitoby teo ambany fanevan'ny taranak'i Dana

Io dia manondro ireo tafiky ny foko tao amin'ny fizaran'i Dana: Dana, Asera, ary Naftaly.

Ahiezera zanaka lahin'i Amisaday nitarika ny tafik'i Dana

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.

Pagiela zanaka lahin'i Okrana

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.

Ahira zanaka lahin'i Enana

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.