plt_tn/num/10/25.md

16 lines
479 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo tafika izay nitoby teo ambany fanevan'ny taranak'i Dana
Io dia manondro ireo tafiky ny foko tao amin'ny fizaran'i Dana: Dana, Asera, ary Naftaly.
# Ahiezera zanaka lahin'i Amisaday nitarika ny tafik'i Dana
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.
# Pagiela zanaka lahin'i Okrana
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.
# Ahira zanaka lahin'i Enana
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:12 io anaran-dehilahy io.