plt_tn/num/10/14.md

20 lines
543 B
Markdown

# Ny toby ambanin'ny fanevan'ny taranak'i Joda
Anisan'io toby io ireo foko telo tao amin'ny fizaran'i Joda: Joda, Isakara, ary Zebolona.
# nivoaka voalohany
Ny teny hoe "nivoaka" dia midika fa nanorona ny toby izy ireo ka nanomboka nifindra.
# Nasona zanaka lahin'i Aminadaba
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io.
# Netanela zanaka lahin'i Zoara
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io.
# Eliaba zanaka lahin'i Helona
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io.