plt_tn/num/10/14.md

543 B

Ny toby ambanin'ny fanevan'ny taranak'i Joda

Anisan'io toby io ireo foko telo tao amin'ny fizaran'i Joda: Joda, Isakara, ary Zebolona.

nivoaka voalohany

Ny teny hoe "nivoaka" dia midika fa nanorona ny toby izy ireo ka nanomboka nifindra.

Nasona zanaka lahin'i Aminadaba

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io.

Netanela zanaka lahin'i Zoara

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io.

Eliaba zanaka lahin'i Helona

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io.