plt_tn/num/10/09.md

12 lines
586 B
Markdown

# Rehefa mandeha miady...izay mampahory anareo ianareo
Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh ary mampiasa ny teny hoe "ianareo", nefa tsy tena manondro ny vahoakan'Israely mandeha miady Izy. DH: "Rehefa mandeha miady...izay mampahory ny Israely ny vahoakan'Israely"
# dia tsy maintsy hampaneno fanairana amin'ireo trompetra ianareo
Eto dia miresaka amin'i Mosesy indray i Yaveh amin'ny fampiasana ny teny hoe "ianareo" nefa tiany haniraka ireo mpisorona hitsoka ny trompetra tokoa i Mosesy"
# hahatsiaro anareo
Io teny hoe "hahatsiaro" io dia midika hoe mahatadidy. DH: "mahatadidy anao"