plt_tn/num/10/09.md

586 B

Rehefa mandeha miady...izay mampahory anareo ianareo

Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh ary mampiasa ny teny hoe "ianareo", nefa tsy tena manondro ny vahoakan'Israely mandeha miady Izy. DH: "Rehefa mandeha miady...izay mampahory ny Israely ny vahoakan'Israely"

dia tsy maintsy hampaneno fanairana amin'ireo trompetra ianareo

Eto dia miresaka amin'i Mosesy indray i Yaveh amin'ny fampiasana ny teny hoe "ianareo" nefa tiany haniraka ireo mpisorona hitsoka ny trompetra tokoa i Mosesy"

hahatsiaro anareo

Io teny hoe "hahatsiaro" io dia midika hoe mahatadidy. DH: "mahatadidy anao"