plt_tn/num/09/20.md

677 B

teo amin'ny tabernakely

"nanerana ny tabernakely"

nanao toby

Eto ny teny hoe "manao" dia midika hoe "manangana". DH: "nanangana ny tobin'izy ireo"

ny hariva ka mandra-maraina

Midika izany fa nitoetra teo amin'ny tabernakely nandritra ny indray alina ihany ny rahona. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka ataonao mazava. DH: "amin'ny alina hatramin'ny maraina ihany" na "manerana ny tabernakely nandritra ny iray alina ihany"

Raha nitohy

Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. "Raha nijanona teo ambonin'ny tabernakely ny rahona"

rehefa niakatra ihany ny rahona vao nandeha izy ireo

"ary rehefa nifindra ny rahona dia nandeha izy ireo"