# teo amin'ny tabernakely "nanerana ny tabernakely" # nanao toby Eto ny teny hoe "manao" dia midika hoe "manangana". DH: "nanangana ny tobin'izy ireo" # ny hariva ka mandra-maraina Midika izany fa nitoetra teo amin'ny tabernakely nandritra ny indray alina ihany ny rahona. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka ataonao mazava. DH: "amin'ny alina hatramin'ny maraina ihany" na "manerana ny tabernakely nandritra ny iray alina ihany" # Raha nitohy Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. "Raha nijanona teo ambonin'ny tabernakely ny rahona" # rehefa niakatra ihany ny rahona vao nandeha izy ireo "ary rehefa nifindra ny rahona dia nandeha izy ireo"