plt_tn/num/09/15.md

918 B

nametrahana ny tabernakely

DH: "nanangana ny tabernakely ireo Levita"

ilay lain'ny lalàn'ny fanekena

Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao ny andianteny hoe "ny tabernakelin'ny didim-panekena" ao amin'ny 1:50.

Niseho toy ny afo mandra-maraina izany

Io dia manondro ny fisehon'ny rahona mandritra ny alina. Eto ny rahona dia ampitahaina hoe mitovy amin'ny afo. DH: "Mandritra ny alina dia toy ny afo lehibe mandra-maraina ny rahona"

Nitohy tahak'izany foana izany

Mety ilaina ny manazava fa manondro ny rahona izay nanerana ny tabernakely izany. DH: "Nijanona tahaka izany nanerana ny tabernakely ny rahona"

niseho ho toy ny afo amin'ny alina

Ny fisehon'ny rahona dia ampitahaina amin'ny afo lehibe. DH: "toy ny afo lehibe amin'ny alina izany"

ny rahona no nampiakarina

DH: "nifindra" na "nampiakarin'i Yaveh ny rahona"

nijanonan'ny rahona

"tsy nihetsika intsony ny rahona"