plt_tn/num/09/15.md

28 lines
918 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nametrahana ny tabernakely
DH: "nanangana ny tabernakely ireo Levita"
# ilay lain'ny lalàn'ny fanekena
Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao ny andianteny hoe "ny tabernakelin'ny didim-panekena" ao amin'ny 1:50.
# Niseho toy ny afo mandra-maraina izany
Io dia manondro ny fisehon'ny rahona mandritra ny alina. Eto ny rahona dia ampitahaina hoe mitovy amin'ny afo. DH: "Mandritra ny alina dia toy ny afo lehibe mandra-maraina ny rahona"
# Nitohy tahak'izany foana izany
Mety ilaina ny manazava fa manondro ny rahona izay nanerana ny tabernakely izany. DH: "Nijanona tahaka izany nanerana ny tabernakely ny rahona"
# niseho ho toy ny afo amin'ny alina
Ny fisehon'ny rahona dia ampitahaina amin'ny afo lehibe. DH: "toy ny afo lehibe amin'ny alina izany"
# ny rahona no nampiakarina
DH: "nifindra" na "nampiakarin'i Yaveh ny rahona"
# nijanonan'ny rahona
"tsy nihetsika intsony ny rahona"