plt_tn/num/09/04.md

323 B

hitandrina ny Firavoravoan'ny Paska

Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska"

tamin'ny volana voalohany izy ireo, tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana

"tamin'ny volana faha-1, tamin'ny andro faha-14n'ny volana"