plt_tn/num/09/04.md

8 lines
323 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hitandrina ny Firavoravoan'ny Paska
Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska"
# tamin'ny volana voalohany izy ireo, tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana
"tamin'ny volana faha-1, tamin'ny andro faha-14n'ny volana"