plt_tn/num/08/22.md

16 lines
451 B
Markdown

# mba hanao ny asa fanompoan'izy ireo
Ny teny hoe "asa fanompoana" dia anarana, izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "manompo"
# manoloana an'i Arona sy ny zanaka lahin'i Arona
"eo amin'ny fanatrehan'i Arona sy ireo zanany lahy"
# Izany dia
"Izay nataon'izy ireo dia"
# Izany no fomba nitondran'izy ireo ny Levita rehetra
"Nataon'izy ireo tamin'ireo Levita izay nandidian'i Yaveh." Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.