plt_tn/num/08/22.md

451 B

mba hanao ny asa fanompoan'izy ireo

Ny teny hoe "asa fanompoana" dia anarana, izay afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "manompo"

manoloana an'i Arona sy ny zanaka lahin'i Arona

"eo amin'ny fanatrehan'i Arona sy ireo zanany lahy"

Izany dia

"Izay nataon'izy ireo dia"

Izany no fomba nitondran'izy ireo ny Levita rehetra

"Nataon'izy ireo tamin'ireo Levita izay nandidian'i Yaveh." Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.