plt_tn/num/08/14.md

710 B

Tsy maintsy manadio azy ireo ianao. Tsy maintsy atolotrao toy ny fanatitra ahevaheva izy ireo

Mamerina ireo zavatra roa ireo i Yaveh mba hanindriana ny hazava-dehiben'izany. Tsy maintsy mitranga alohan'ny handehanan'ireo Levita hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana izany. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Nefa mialoha izany, dia tsy maintsy manadio azy ireo ianao. Tsy maintsy manolotra azy ireo ho fanatitra ahevaheva ianao"

Tsy maintsy atolotrao toy ny fanatitra ahevaheva izy ireo

Tokony hanolotra ireo Levita amin'i Yaveh toy ny hoe manandratra fanatitra ho an'i Yaveh i Arona . DH: "atokano ho Ahy, toy ny hoe manandratra azy ireo ho fanatitra ahevaheva ho Ahy ianao"