plt_tn/num/08/14.md

8 lines
710 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy maintsy manadio azy ireo ianao. Tsy maintsy atolotrao toy ny fanatitra ahevaheva izy ireo
Mamerina ireo zavatra roa ireo i Yaveh mba hanindriana ny hazava-dehiben'izany. Tsy maintsy mitranga alohan'ny handehanan'ireo Levita hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana izany. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Nefa mialoha izany, dia tsy maintsy manadio azy ireo ianao. Tsy maintsy manolotra azy ireo ho fanatitra ahevaheva ianao"
# Tsy maintsy atolotrao toy ny fanatitra ahevaheva izy ireo
Tokony hanolotra ireo Levita amin'i Yaveh toy ny hoe manandratra fanatitra ho an'i Yaveh i Arona . DH: "atokano ho Ahy, toy ny hoe manandratra azy ireo ho fanatitra ahevaheva ho Ahy ianao"