plt_tn/num/07/09.md

16 lines
360 B
Markdown

# na inona na inona tamin'ireo zavatra ireo
Io dia manondro ireo sarety sy ireo omby.
# Kehata
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.
# azy ireo dia asa
"ny asan'izy ireo dia ho"
# ny zavatra izay an'i Yaveh
Afaka manazava ny hevitra mazavan'izay an'i Yaveh ianao. DH: "ireo zavatra izay natokan'i Yaveh ho an'ny tabernakely"