plt_tn/num/07/09.md

360 B

na inona na inona tamin'ireo zavatra ireo

Io dia manondro ireo sarety sy ireo omby.

Kehata

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.

azy ireo dia asa

"ny asan'izy ireo dia ho"

ny zavatra izay an'i Yaveh

Afaka manazava ny hevitra mazavan'izay an'i Yaveh ianao. DH: "ireo zavatra izay natokan'i Yaveh ho an'ny tabernakely"