plt_tn/num/04/15.md

747 B

mba hilanja ilay toerana masina

Eto ny fitoerana masina dia manondro ireo zavatra rehetra izay nananganana ny fitoerana masina izay nosaronan'i Arona sy ireo zanany lahy lamba sy hoditra. DH: "mba hilanja ireo zavatry ny fitoerana masina rehetra"

rehefa mifindra toerana ny toby

Eto ny teny hoe "toby'' dia manondro ny vahoaka rehetra ao an-toby. DH: "rehefa mifindra ny vahoaka"

Kehata

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.

ireo fitaovana masina

"ireo fanaka masina"

solika ho an'ny fanilo

Eto ny teny hoe "fanilo" dia natao hanondroana ny "jiro". DH: "ny solika ho an'ny jiro"

ny fikarakarana ny

Eto ny anarana hoe "fikarakarana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ireo izay mikarakara"