# mba hilanja ilay toerana masina Eto ny fitoerana masina dia manondro ireo zavatra rehetra izay nananganana ny fitoerana masina izay nosaronan'i Arona sy ireo zanany lahy lamba sy hoditra. DH: "mba hilanja ireo zavatry ny fitoerana masina rehetra" # rehefa mifindra toerana ny toby Eto ny teny hoe "toby'' dia manondro ny vahoaka rehetra ao an-toby. DH: "rehefa mifindra ny vahoaka" # Kehata Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io. # ireo fitaovana masina "ireo fanaka masina" # solika ho an'ny fanilo Eto ny teny hoe "fanilo" dia natao hanondroana ny "jiro". DH: "ny solika ho an'ny jiro" # ny fikarakarana ny Eto ny anarana hoe "fikarakarana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ireo izay mikarakara"