plt_tn/num/04/12.md

669 B

ny rafitra filanjana

hazo efa-joro nasiana bao mba hilanjana zavatra

ho an'ny asa ao amin'ny toerana masina

Ny teny hoe "asa" dia anarana izay afaka ambara ho matoanteny hoe "manompo". DH: "nampiasaina rehefa manompo an'i Yaveh ao amin'ny toerana masina"

amin'ny asan'ny alitara

Ny teny hoe "asa" dia anarana izay afaka ambara ho matoanteny hoe "manompo". DH: "nampiasaina rehefa manompo eo amin'ny alitara"

mametaka ireo bao filanjana

Ireo bao dia napetaka tao amin'ny mason-drojo eo amin'ireo lafin'ny alitara mba ho azo hilanjana izany ireo. Io dia afaka ambara mazava. DH: "napetaka tao amin'ireo mason-drojo teo amin'ireo lafin'ny alitara ireo bao"