# ny rafitra filanjana hazo efa-joro nasiana bao mba hilanjana zavatra # ho an'ny asa ao amin'ny toerana masina Ny teny hoe "asa" dia anarana izay afaka ambara ho matoanteny hoe "manompo". DH: "nampiasaina rehefa manompo an'i Yaveh ao amin'ny toerana masina" # amin'ny asan'ny alitara Ny teny hoe "asa" dia anarana izay afaka ambara ho matoanteny hoe "manompo". DH: "nampiasaina rehefa manompo eo amin'ny alitara" # mametaka ireo bao filanjana Ireo bao dia napetaka tao amin'ny mason-drojo eo amin'ireo lafin'ny alitara mba ho azo hilanjana izany ireo. Io dia afaka ambara mazava. DH: "napetaka tao amin'ireo mason-drojo teo amin'ireo lafin'ny alitara ireo bao"