plt_tn/num/03/38.md

20 lines
638 B
Markdown

# ireo zanany lahy
Eto ny "-ny" dia manondro an'i Arona.
# tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro
Io dia lafiny atsinanan'ny tabernakely. DH: "eo amin'ny lafiny atsinanana, izay hiposahan'ny masoandro"
# ho an'ny fanatanterahana ireo adidy
Ny teny hoe "fanatanterahana" dia anarana izay afaka avadika ho matoanteny. DH: "mba hanatanteraka ireo adidy"
# Na iza na iza olona hafa manatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy ho faty
DH: "Tsy maintsy vonoinao izay olon-kafa manatona ny fitoerana masina" na "Izay olon-kafa manatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy maty"
# roa arivo sy roa alina
"lehilahy 22.000" na "22.000 lahy"