plt_tn/num/03/38.md

638 B

ireo zanany lahy

Eto ny "-ny" dia manondro an'i Arona.

tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro

Io dia lafiny atsinanan'ny tabernakely. DH: "eo amin'ny lafiny atsinanana, izay hiposahan'ny masoandro"

ho an'ny fanatanterahana ireo adidy

Ny teny hoe "fanatanterahana" dia anarana izay afaka avadika ho matoanteny. DH: "mba hanatanteraka ireo adidy"

Na iza na iza olona hafa manatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy ho faty

DH: "Tsy maintsy vonoinao izay olon-kafa manatona ny fitoerana masina" na "Izay olon-kafa manatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy maty"

roa arivo sy roa alina

"lehilahy 22.000" na "22.000 lahy"