plt_tn/num/03/36.md

756 B

ny rafitra

Io dia takelaka izay nataon'izy ireo tamin'ny tapa-kazo kely natambatra miaraka.

ireo barany

Ireo dia andry fanohanana izay mampijoro tsara ny rafitra.

ireo tsangatsangany

Ny tsangatsangany dia tapa-kazo mafy natao mahitsy sy nampiasaina ho fanohanana.

faladiany

Mampipetraka ireo tsangatsangany amin'ny toerany ireo faladiany.

ny fitohizany

Io dia midika hoe ny zavatra rehetra nampiasaina mba hampikambanana ireo bara, ireo tsangatsangany, sy ireo faladiany.

miaraka amin'ny fifandraisan'ireo

Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo "andry sy tsangatsangany."

fifandraisan'ireo, fihantonan-javatra, sy tady.

Ireo dia ny zavatra rehetra nampiasaina mba hiarovana ny andry sy ny tsangantsangany hipetraka amin'ny toerany.