plt_tn/num/03/21.md

528 B

avy amin'i Gersona

Eto ny mpanoratra dia miresaka ny "taranaka" toy ny hoe "avy amin'ny" izany. DH: "Ireo fianakaviam-be taranak'i Gersona"

ireo Libnita...ireo Simeita ...ireo Gersonita

Ny "Libnita" sy "Simeita" dia anarana fianakaviambe, nomena ny anaran'ny lohan'ny fianakavian'izy ireo. Ireo "Gersonita" dia anaran'olona izay taranak'i Gersona.

Ny lahy rehetra manomboka iray volana no miakatra dia nisaina

DH: "Nanisa ireo lehilahy rehetra iray volana no ho miakatra i Mosesy"

7.500

"dimanjato sy fito alina"