plt_tn/num/03/21.md

16 lines
528 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# avy amin'i Gersona
Eto ny mpanoratra dia miresaka ny "taranaka" toy ny hoe "avy amin'ny" izany. DH: "Ireo fianakaviam-be taranak'i Gersona"
# ireo Libnita...ireo Simeita ...ireo Gersonita
Ny "Libnita" sy "Simeita" dia anarana fianakaviambe, nomena ny anaran'ny lohan'ny fianakavian'izy ireo. Ireo "Gersonita" dia anaran'olona izay taranak'i Gersona.
# Ny lahy rehetra manomboka iray volana no miakatra dia nisaina
DH: "Nanisa ireo lehilahy rehetra iray volana no ho miakatra i Mosesy"
# 7.500
"dimanjato sy fito alina"