plt_tn/num/02/24.md

416 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh.

Miisa 108.100 ireo rehetra ao anatin'ny tobin'i Efraima

Anatin'io isa io ny lehilahy rehetra ao amin'ny foko izay nitoby teo amin'ny antokon'i Efraima. DH: "Ny isan'ny lehilahy nitoby tao amin'ny antokon'i Efraima dia 108.100"

fahatelo

"faha-3"