plt_tn/num/02/24.md

12 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh.
# Miisa 108.100 ireo rehetra ao anatin'ny tobin'i Efraima
Anatin'io isa io ny lehilahy rehetra ao amin'ny foko izay nitoby teo amin'ny antokon'i Efraima. DH: "Ny isan'ny lehilahy nitoby tao amin'ny antokon'i Efraima dia 108.100"
# fahatelo
"faha-3"