plt_tn/num/02/17.md

12 lines
452 B
Markdown

# ny trano-lay fihaonana dia tsy maintsy mivoaka...eo afovoan'ny toby rehetra
Midika izany fa tsy maintsy lanjain'ireo Levita eo afovoan'ireo foko ny trano-lay fihaonana rehefa mandeha izy ireo.
# tsy maintsy hivoaka...izy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo foko roa ambiny folo.
# araka ny fanevany
Tsy manana ny fanevany manokana ny lehilahy tsirairay avy; fa, io dia manondro ny faneva izay an'ny fokony. DH: "araka ny fanevan'ny fokony"