plt_tn/num/02/17.md

452 B

ny trano-lay fihaonana dia tsy maintsy mivoaka...eo afovoan'ny toby rehetra

Midika izany fa tsy maintsy lanjain'ireo Levita eo afovoan'ireo foko ny trano-lay fihaonana rehefa mandeha izy ireo.

tsy maintsy hivoaka...izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo foko roa ambiny folo.

araka ny fanevany

Tsy manana ny fanevany manokana ny lehilahy tsirairay avy; fa, io dia manondro ny faneva izay an'ny fokony. DH: "araka ny fanevan'ny fokony"