plt_tn/num/01/47.md

360 B

Fa tsy nisaina ireo lehilahy izay taranak'i Levy

DH: "Tsy nanisa ireo lehilahy izay taranak'i Levy i Mosesy sy i Arona"

izay taranak'i Levy

DH: "izay avy amin'ny fokon'i Levy"

Tsy mahazo manisa ny fokon'i Levy

Eto ny hoe "fokon'i Levy" dia manondro ireo lehilahy rehetra ao amin'ny fokon'i Levy. DH: "aza manisa ny lehilahy ao amin'ny fokon'i Levy"