plt_tn/num/01/47.md

12 lines
360 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa tsy nisaina ireo lehilahy izay taranak'i Levy
DH: "Tsy nanisa ireo lehilahy izay taranak'i Levy i Mosesy sy i Arona"
# izay taranak'i Levy
DH: "izay avy amin'ny fokon'i Levy"
# Tsy mahazo manisa ny fokon'i Levy
Eto ny hoe "fokon'i Levy" dia manondro ireo lehilahy rehetra ao amin'ny fokon'i Levy. DH: "aza manisa ny lehilahy ao amin'ny fokon'i Levy"