plt_tn/num/01/01.md

838 B

Yaveh

Io dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.

andro voalohan'ny volana faharoa

"ny andro faha-1n'ny volana faha-2." Io dia ny volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.

taona faharoa

"ny taona faha-2"

Isao amin'ny anarany izy ireo

Izany dia midika hoe manisa ireo lehilahy amin'ny alalan'ny fandraiketana ny anaran'izy ireo. DH: "Isao izy ireo, raketo ny anaran-dehilahy tsirairay avy"

roapolo taona

"20 taona"

raketinao sy Arona an-tsoratra ny isan'ireo lehilahy amin'ny vondron'izy ireo mitam-piadiana

Io dia manondro ny fanendrena ireo lehilahy ho ao amin'ny vondro-miaramilan'izy ireo.