plt_tn/num/01/01.md

24 lines
838 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Yaveh
Io dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.
# andro voalohan'ny volana faharoa
"ny andro faha-1n'ny volana faha-2." Io dia ny volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny fisasahan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.
# taona faharoa
"ny taona faha-2"
# Isao amin'ny anarany izy ireo
Izany dia midika hoe manisa ireo lehilahy amin'ny alalan'ny fandraiketana ny anaran'izy ireo. DH: "Isao izy ireo, raketo ny anaran-dehilahy tsirairay avy"
# roapolo taona
"20 taona"
# raketinao sy Arona an-tsoratra ny isan'ireo lehilahy amin'ny vondron'izy ireo mitam-piadiana
Io dia manondro ny fanendrena ireo lehilahy ho ao amin'ny vondro-miaramilan'izy ireo.