plt_tn/neh/13/23.md

458 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity andininy ity dia mampiditra tranga manaraka.

ireo Jiosy izay nanambady ireo vehivavin'i Asdoda, Amona, ary Moaba

"ireo Jiosy izay nanambady vehivavy vahiny" Andriamanitra dia nandrara ny fifanambadian'ny olona samy hafa fiaviana.

Asdoda

Anaran-tanana

Amona ... Moaba

anaram-pirenena

ny antsasaky ny taranak'izy ireo

"Ary vokaktr'izany, antsasaky ny taranak'izy ireo"