# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity andininy ity dia mampiditra tranga manaraka. # ireo Jiosy izay nanambady ireo vehivavin'i Asdoda, Amona, ary Moaba "ireo Jiosy izay nanambady vehivavy vahiny" Andriamanitra dia nandrara ny fifanambadian'ny olona samy hafa fiaviana. # Asdoda Anaran-tanana # Amona ... Moaba anaram-pirenena # ny antsasaky ny taranak'izy ireo "Ary vokaktr'izany, antsasaky ny taranak'izy ireo"