plt_tn/neh/13/16.md

12 lines
608 B
Markdown

# Tyro
anaran-tanana
# Inona izao zava-dratsy ataonareo, mandoto ny andro Sabata izao?
Nibedy ireo mpitarik'i Joda i Nehemia. Azo adika ho lasa fanambarana izany. DH: "Ianareo dia manao zava-dratsy amin'ny faniratsirana ny andro Sabata." na "Hanasazy anareo amin'ny fanaovana zava-dratsy Andriamanitra, tamin'ny faniratsirana ny andro Sabata."
# Moa nanao izao ve ireo razanareo?
Nibedy ireo mpitarik'i Joda i Nehemia. Azo adika ho lasa fanambarana izany. DH: "Fantatrareo fa nanao izany ny razanareo , ary izany no nitondran'Andriamanitra ny ratsy rehetra teto amintsika sy teto amin'ity tanàna ity."