# Tyro anaran-tanana # Inona izao zava-dratsy ataonareo, mandoto ny andro Sabata izao? Nibedy ireo mpitarik'i Joda i Nehemia. Azo adika ho lasa fanambarana izany. DH: "Ianareo dia manao zava-dratsy amin'ny faniratsirana ny andro Sabata." na "Hanasazy anareo amin'ny fanaovana zava-dratsy Andriamanitra, tamin'ny faniratsirana ny andro Sabata." # Moa nanao izao ve ireo razanareo? Nibedy ireo mpitarik'i Joda i Nehemia. Azo adika ho lasa fanambarana izany. DH: "Fantatrareo fa nanao izany ny razanareo , ary izany no nitondran'Andriamanitra ny ratsy rehetra teto amintsika sy teto amin'ity tanĂ na ity."