plt_tn/neh/13/06.md

8 lines
348 B
Markdown

# tamin'izany fotoana rehetra izany dia tsy tao Jerosalema aho
"Nandritra ny fotoana nitrangana ireo, dia lavitra an'i Jerosalema aho"
# ny ratsy izay efa nataon'i Eliasiba tamin'ny nanomezany an'i Tobia efitrano fitehirizana lehibe tao an-kianjan'ny tranon'Andriamanitra.
Izany dia efitra iray izay nodiovina mba hitehirizana ireo vatsy (13:4)