plt_tn/neh/13/06.md

348 B

tamin'izany fotoana rehetra izany dia tsy tao Jerosalema aho

"Nandritra ny fotoana nitrangana ireo, dia lavitra an'i Jerosalema aho"

ny ratsy izay efa nataon'i Eliasiba tamin'ny nanomezany an'i Tobia efitrano fitehirizana lehibe tao an-kianjan'ny tranon'Andriamanitra.

Izany dia efitra iray izay nodiovina mba hitehirizana ireo vatsy (13:4)