plt_tn/neh/12/46.md

770 B

nisy mpitarika ireo mpihira

Io fehezanteny io dia milaza ny antony nahatonga ireo olona nanao ny nataony tao amin'ny 12:44 ary manoma fampahafantarana misimisy ho antsika momban'ny fotoana izay nolazain'i Davida ny fomba fiderana ao amin'ny tempoly.

Tamin'ny andron'i Zerobabela

Zerobabela dia taranakin'ny mpanjaka Davida ary iray amin'ireo governora amin'ny farit'i Joda.

Natokan'izy ireo ny anjara izay ho an'ireo Levita, ary

"Natokan'ny Israelita rehetra ilay anjara"

ireo taranak'i Arona.

Ireo mpisorona tao Israely, izay nidina avy any Arona, ilay rahalahin'i Mosesy

ireo mpiandryt vavahady

tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.