# nisy mpitarika ireo mpihira Io fehezanteny io dia milaza ny antony nahatonga ireo olona nanao ny nataony tao amin'ny 12:44 ary manoma fampahafantarana misimisy ho antsika momban'ny fotoana izay nolazain'i Davida ny fomba fiderana ao amin'ny tempoly. # Tamin'ny andron'i Zerobabela Zerobabela dia taranakin'ny mpanjaka Davida ary iray amin'ireo governora amin'ny farit'i Joda. # Natokan'izy ireo ny anjara izay ho an'ireo Levita, ary "Natokan'ny Israelita rehetra ilay anjara" # ireo taranak'i Arona. Ireo mpisorona tao Israely, izay nidina avy any Arona, ilay rahalahin'i Mosesy # ireo mpiandryt vavahady tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanĂ na na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.