plt_tn/neh/12/43.md

302 B

tamim-pifaliana lehibe

"tena nifaly tokoa"

Koa re avy lavitra ny fifalian'i Jerosalema

Ny "Jerosalema" dia sarinteny hilazana ny "feo navoakan'ny vahoakan'i Jerosalema." DH: "ny olona lavitra an'i Jerosalema dia afaka nandre ny izay nataon'ny vahoakan'i Jerosalema raha niravoravo iny izy ireo"