# tamim-pifaliana lehibe "tena nifaly tokoa" # Koa re avy lavitra ny fifalian'i Jerosalema Ny "Jerosalema" dia sarinteny hilazana ny "feo navoakan'ny vahoakan'i Jerosalema." DH: "ny olona lavitra an'i Jerosalema dia afaka nandre ny izay nataon'ny vahoakan'i Jerosalema raha niravoravo iny izy ireo"